Uploaded by jeremia andriatovoniaina

ahoana ny hialana amin'ny homosexualite

advertisement
Ahoana ny hialana amin’ny
HOMOSEXUALITE ?
Tantely Orion
Ity Boky ity dia noforonina ho an’ireo olona homosexuel (PEDE sy LESBIENA) mba
hahafahana hanomezana torohevitra azireo raha tena vonona te hiala tsy te ho
homosexuel izireo.
Tsy tsara ny hamakian’ny zaza latsaky ny 16 taona an’ity boky ity !
Ho anao mpamaky izay tsy homosexuel nefa mamaky fotsiny dia tsara ny
mampahafantatra fa nisafidy ny hampiasa fiteny mivantambantana sy fomba fitenin’ny
tanora andavan’andro ny mpanoratra. Noho izany raha mamaky azy ianao dia hahita teny
izay somary lazaina hoe tsy maontina ka ialana tsiny ho anareo izay mora tohina. Ialana
tsiny ihany koa ho anareo izay mpandala ny teny Malagasy feno fa nosafidiana mihintsy
ilay fomba fiteny vary amin’anana mba hahamora ny fomba fampitana lesona.
Mankasitraka.
Raha mijery ny toe-java-misy amin'izao izao fiainana izao ianao dia ho tsapanao fa ahindrahindra sy atao
dokambarotra ny faha-tsaran'ny homosexualite sy ny LGBTQIA+
Na aiza na aiza ny alehanao dia hahita influence an'izany foana ianao, toa OMNI-PRESENT izany ilay izy satria
dia miresaka sy ahitana azy avokoa ny Internet, ny DarkWeb, ny Film sy ny Dessin Anime fitaiza ny zaza sy
ny Ankizy, Ny Serie DRAMA sy ireo hira ankafizin'ny tanora maro toy ny KPOP, JROCK, RNB, Twerk sns...
Tsy ampoizinao fa ireo fetifety hatramin'izay dia tena fanomezana aina sy fanaovana promotion ny
Homosexualite sy ny LGBTQIA+ izay toy ny Loko Race sy ny propagandy aza.
Na izany aza, na dia ahindrahindran'ny maro ho tsara sy tsy mampaninona io fomba hafahafa io dia aza
hadino fa naringan'Andriamanitra i Sodoma, ilay tanaana ao atsimon'i Palestina noho io fomba ratsy io, ary
tsy ny Baiboly ihany no miresaka an'izany fa ny Dictionnaire Larousse mihintsy (Raha toa ka tadiavinao ao
amin'ny Larousse ny teny hoe 'Sodoma')
Aoka anefa ho fantatrao fa tena zava-dratsy sy zava-doza ny fampiharana ny fomba LGBTQIA+ sy ny
Homosexualite. Zava-doza ho an'ny vatana, ny fianakaviana, ho an'ny fiarahamonina, zava-doza ho an'ny
firenena, eny zava-doza ho an'izao tontolo izao mihintsy aza. Efa nisy hatr'izay anefa ny homosexualite sy ny
LGBTQIA+ saingy ankehitriny dia toa vao maika aroboka sy entanina ny olona mba hiaina an'izany raha
mijery ny zava-mitranga iainan-tsika isan'andro isika ! Fa mety ho inona ny antony ????
Asaiko ianao mba haka sary antsaina ka hamaky an'ity lahan-tsoratra ato amin'ity bokikely ity ary
hamakafaka an'izany rehetra voalaza ato ka andeha ho valin-tsika mandritr'izany ireto lohahevitra
fanontaniana ireto :
Fa nahoana io no ratsy ?
Inona no mahatonga ny homosexualite hisy eo amin'olona iray ?
Inona no antony mahatonga ny mpifehy an'izao tontolo izao hampiroborobo ny homosexualite sy hanao
promotion an'izany ?
Inona no hitranga amin'ny ho avy ?
Inona no hatao mba hialana amin'io fomba ratsy sy hafahafa io?
Ho valin-tsika mifanesy ary ireo fanontaniana ireo !
1 - Fa nahoana moa ny homosexualite no ratsy ?
Tena ratsy sady tena loza ny homosexualite sy ny LGBTQIA+ , Ankoatry ny fanamelohan'ny Boky masina azy
(toy ny Baiboly, Koroany, Torah) dia misy misy zava-doza izay tena tsy ary noeritreretin-tsika mihintsy ny ao
ambadik'io zavatra io ka ireto avy izireo.
A- Ny aretina mifindra : Fantantsika fa misy ny SIDA sy ny Angatra, mba efa nosain-tsainin-tsika ve izany ?
B- Ny aretina izay miforona na koa fahasimbana : Mety hisy Cancer de l'anus ny PEDE sasany na koa mety
hisy faharovitan'ny hoditry ny lalampory na lalanjaza ny Lesbienne sasany, eo ihany koa ny Mikraoba avy
amin'ny tanana ka mety hahatonga Kyste.
C- Mahatonga ny fahafatesan'ny Glande Pineal ny fanaovana ny fomba LGBTQIA+ : Fantaro fa raha maty
na tsy miasa tsara io taova iray io dia ho tapaka hatreo ny fifandraisanao amin'ny tontolo ara-panahy sy ny
fampiasana vibration mahery vaika.
D- Ailikiliky ny fiaraha-monina : Mbola misy firenena sy fiaraha-monina izay tena tsy manaiky an'io fomba
ratsy io toy ny fanjakana Rosiana, ny Koreana Tavaratra, ny Firenena Arabo Islamika ary ny Gasy koa dia tsy
afa-miala amin'izany, fantaro fa raha eto Madagasikara dia mbola misy faritra sasany izay tsy mamela ny
havany izay LGBTQIA+ hilevina ao ampasandrazany, henatra ho an'ny fianakaviana izy io.
E- Tsy hanana taranaka izany : Fantaro fa ireo zavatra samy hafa ihany ka mitambatra no mifameno sy
mamokatra ohatr'izany ny Maizina sy ny Mazava. Eritrereto hoe Mazava lehibe niampy mazava fa amin'izany
dia ho jambenana ny mason'olombelona, Ny fisian'ny andro sy ny alina dia mahatonga ny fo sy ny
fiainan'olombelona hirindra tsara. Ka ny sex mitovy dia tsy afaka mamokatra mihintsy na hanana taranaka.
Angamba mety hisy ny fianakaviana izay tsy hanana taranaka na fitohizan'aina intsony raha toa ka mitohy
izao.
F- Fitaovana politika : Vao tsy ela izay no nisian'ilay propagandy tany Ambatondrazaka izay nahitana olona
pelaka nihira sy nandihy izay nanintona olona maro sy naha ankina azireo, ary fantaro fa ny mampiroborobo
ny reseaux sociaux dia ny influenceur sy ny BUZZ kanefa moa ny tena Mpanao BUZZ sy ny ankamaroan'ireo
influenceur na influenceuse eto ambonin'ny tany dia Homosexuel raha ny ankamaroan'ny isa no jerena.
Fantaro ihany koa fa nandritra ny tantara dia imbetsaka ireo tanora LGBTQIA+ no nanao manifestation ka
matetika izy ireny dia nampifandraisika tamin'ny paikady Politika.
G- Mampitombo isa ny PEDOPHILIE : Fantaro moa fa ny Pedophilie dia fanararaotana ara-nofo na
fanaovana fihetsika tsy mendrika ara-nofo amin'ny ankizy kely. Mba efa nosaintsainin-tsika ihany ve hoe
misy olona GAI na PEDE izay manao Kidnaping zazalahy izay mbola Piceaux ary mamaky ny vodiny avy eo ?
H- Strategie Marketing ilay raha : Fantaro fa ampiroboroboana be mihintsy ny LGBTQIA+ mba hahafahana
manao Buzz sy manorina Marque de Produit vaovao ho jifaina sy hatao malaza ary eo ihany koa ny
fanorenana evenement lehibe ho fanaovana promotion ny LGBTQIA+ na koa ny natokana ho an'ireny
mihintsy haka ohatra iray isika, Misy ny Loko RACE, Ny Loko Race dia fetin'ny tanora izay malaza be ihany
koa, fetin'ny Loko izy io izay fanaovana Promotion ny LGBTQIA+, Mandritra ny Loko Race dia betsaka ireo
homosexuel izay miditra ao mba hitady relation vaovao na hitady partenaire ary rehefa mandray najara
amin'io fety io moa izay dia tsy maintsy mividy loko, noho izany dia mora lany sahady izay loko tsy lafo efa
elabe tao amin'ny Depot-ny orinasa Mpanao loko sy mpivarotra loko.
I- Fahatsiarovana ho Gadra ao anatin'ny vatana voajanahary : Io dia aretin-tsaina iray izay lalana manapaka
hahatonga ny olona ho lasa Transgenre na koa Transexuel, tsy afa-po amin'ny vatany sy ny Sex-ny olona iray
ka dia voatery mandany volabe mba hovana ho amin'ny sex mifanohitra amin'izay nananany ka lasa nisy ny
hoe lehilahy niova vehivavy ary ny vehivavy niova ho lehilahy, Tsarovy anefa fa matetika ireo Transgenre dia
tsy maintsy nandalo ny phase d'homosexualite. Io aretin-tsaina iray io dia mandany vola sy mampihena ny
herin'ny vatana ary koa mety tsy hampiteraka ihany satria tsy niomanan'ilay vatana hatrany amboalohany
moa izany.
J-Tsy harikoriko intsony : Satria ny zavatra ratsy dia misintona zavatra ratsy ary zavatra tsara dia misintona
zavatra tsara hatrany, fantaro fa raha manomboka mitsimoka ao aminao ao ny voan'ny homosexualite dia
tsy hamparikoriko anao intsony ny fampidirana ambava an'ireo zavatra maloto sy maharikoriko satria dia
hain-tsika fa ireo homosexule dia mifampinono filahiana na fivaviana ary koa mifangarona sy mifampinono
ary mifampilelaka lava-body (ilay mangery iny io), Toa fantatra fa avy tamin'ny fomba homosexualite no
nivoahan'ilay fomba ratsy tany Dubai - Emirate dia ny Porta Potty izany. Azo antoka fa raha tsy nampaninona
an'ireo izay nandray anjara tamin'ny Porta Potty ny nihinana TAY dia tsy hampaninona azireo kosa ny
hilelaka lava-body sy hinono an'izany ary koa matoa ry zareo no nanao Porta Potty dia efa mpilelaka lavabody hatrizay izireo.
K- Lalana izay hidirana any amin'ny Filelena Biby izy io ! : Fantaro anefa fa ny filelena biby nahatonga
aretina vaovao satria dia haintsika fa ny filelena rajako dia mahavoan'ny SIDA.
2 - Inona no mahatonga ny homosexualite hisy eo amin'olona iray ?
Misy sokajiny 2 no mahatonga ny olona ho lasa homosexuel ka ireto avy izireo :
1. Facteur Sociaux
2. Facteur Genetique
** Ny Facteur sociaux :
Io izany dia vokatry ny antony ara-piarahamonina sy izay misy ho iainana isan'andro izay isian'ny orientation
sexuel mankany amin'ny homo sexualite ka mi-influencer ny olona iray izay tsy tsapany akory hoe
mampaniry ny voan'ny homosexualite ao anatiny, ireny tranga sy influence ireny dia miverimberina matetika
na imbetsaka ka lasa mahazatra ary rehefa ny mahazatra na ny fahazarana no miverimberina na koa iainana
lavabe dia lasa manjary toetra ary ny toetra rehefa mihandroka elabe na miverimberina imbetsaka na
matetika dia lasa zary raiki-tapisaka ka lasa irony antsoina hoe Seconde Nature, ka dia lasa toy izay no
mahatonga ny olona ho lasa sarindahy na koa ho sarimbavy.
Izany rehetra izany dia hitantsika any amin'ny fampianarana sy fanabezana moderna ankehitriny, any
amin'ny fiaraha-monina, any anatin'ny fianakaviana, any amin'ny Darkweb, any amin'ny internet sy ireo
reseaux social isankarazany, any amin'ny Film sy Dessin anime isan-tsokajiny, any anaty hira, any anaty Logo
ary ny fomba fitaizan'ny Ray aman-dReny na koa mety ho azo avy any anaty fonja.
Ity facteur sociaux ity izany dia hita mivantana amin'ny fiaraha-monina izay mamela malalaka na manaiky ny
fisian'ny homosexualite ao aminy izay mi-influencer ny zaza sy ny olona hafa hanao ihany koa, eo ihany koa
moa izany ny manupulation avy amin'ireo teknolojia avolenta izay kirakiraina isan'andro ary avy amin'ireo
filazambaovao izay milaza an'izany.
**Ny Facteur Genetique :
Ity dia ilay lazaintsika ho Naturel na koa ilay avy any ankibondreniny ! Azo lazaina fa BUG ilay izy na koa
erreur de compilation satria ilay gene mihintsy no misy code na programme diso ka mahatonga an'ilay Bugny homosexualite.
Amin'ny ankampobeny ny homosexualite dia lazaina ho vokatry ny trouble hormonale ao amin'ny tsirairay,
izany trouble hormonale izany dia efa hatrany ambohoka na koa tany amin'ny fiforonan'ny sain'ilay zaza tao
anaty kibo, Ho hazavaiko misimisy kokoa io ka hiitatra any amin'ny Biolojia isika.
Tany amboalohany ny zaza tao ambohoka dia sela iray ihany no niandohany, io sela iray io anefa dia vokatry
ny fitambaran'ny sela anakiroa samy hafa dia ny spermatozoide avy amin'i Ray sy ny Ovule avy amin'ny
Reny, Ny fikambanan'io roa io dia manome sela iray vaovao izay sela iaingan'ny fiainana na ilay zaza, raha
trano izany dia io ilay fototra, Mandritr'izany anefa dia mitombo haingana ny isan'ilay sela teo ka mizara roa
izany ilay sela Mazava ho azy izany fa ilay nizara roa teo dia mizara ho roa ho vaovao indray, dia
mifampizarazara toy izany ilay izy mandrampiovany ho olona.
Aoka anefa fa ao anatin'ilay sela izany hoe ao anatin'ny noyau an'ilay sela dia misy ny Chromosome na koa
ny fototarazo ary ao anati'ilay fototrarazo na ilay Chromosome dia tsy inona fa fitambaran'ny Genome ary
ny genome anefa dia vita amin'ny ADN na koa afaka lazaina hoe ADN mitambatambatra, sombiny iray
amin'ny genome ihany ny gene. Fantaro anefa fa ny ADN dia fitambaran'ny programme sy code izay misy
information-n'ireo etape harahina momba ny fiforonana sy fanamboarana an'ireo sela vaovao sy ilan'ny
vatana na taova izay tokony harahina, Ny tena marina dia toy ny code source izy io ka raha misy izany ny
erreur ao anatin'ilay information ao amin'ny ADN dia misy fikorontanana lehibe ao amin'ny fitsaihan'ilay
zaza ao ambohoka izany hoe misy manomboka hatreo ny hasamponana. Satria ny gene dia mifototra
amin'ny ADN, satria ny gene dia miantoka tanteraka amin'ny fiforonan'ny sain'ilay zaza ka raha misy erreur
ilay Code source na Code Morse ao amin'ilay ADN dia ho diso ny Gene sy ny ao Genome ary ny
Chromosome ka vokany raha toa ka tokony ho XX na (X + X) no formule mandrafitra ny gene vehivavy na koa
tokony ho XY na (X + Y) ny lehilahy dia lasa chromosome XXY na YXY na YXX na XYX no Chrmomosome
miforona ka dia manomboka eo ilay tsaiky no lasa sarindahy na koa pelaka.
Raha fintinina dia fahasamponana ara-jenetika ny homosexualite, izany fahasamponana izany anefa dia
vokatry ny fahadisoan'ny information ao amin'ny ADN izay mahatonga ny Gene ho diso koa, tadidio anefa fa
io gene io no miantoka ny fivelarana sy ny fiforonan'ny sain'ny olona iray, Io gene io koa anefa dia isan'ny
mibaiko ny sy mamokatra ny hormone tokony hiasa ao anatin'olona iray ka raha nilaza moa isika tany aloha
tany hoe trouble hormonale io homosexualite io dia avy amin'ny gene izany na koa avy amin'ny ADN.
Inona moa izany no mety ho antony mahatonga an'ilay gene na ilay ADN ho diso ka miteraka an'ilay
fahasamponana ?
Mandritra ny fitondrana vohoka dia tokony ho fantatra fa ny STRESS sy ny Depression dia manimba zavatra
maro, Manimba an'ilay Zaza ao ambohoka, indrindra hoe ilay vao eo amin'ny fiforonan'ny sain'ilay zaza.
Tokony ho fantatra ihany koa fa miteraka korontana ihany koa ny fihinanana fanafody na tambavy izay tsy
fantampiaviana na tsy araka tsara ireo information momba an'izany. Raha toa ka mihinana fanafody izay
misy hormone an'ny lehilahy ny vehivavy bevohoka iray kanefa tsy tokony ho haniny io dia lasa
manakorotana an'ireo karazana hormone izay miasa ao amin'ilay vohoka izany.
Fantaro koa fa ny Tsy fahampian'ny torimaso, ny harerahana diso tafahoatra izay miverimberina matetika sy
ny Tsy fahampian'ny sakafo (Ny tsy fanjarian-tsakafo ihany koa) mandritra ny vohoka dia risika mitondra
mankany amin'ny fahasamponana, ary anisan'izany ny fahasamponana ara-hormonaly dia ny homosexualite
izany.
Fantaro koa fa ny fahasamponana dia mety ho avy amin'ny aretin'ny reny, raha tsy tomombana manko ny
fahasalaman'ny reny dia tsy tomombana ihany koa ny fahasalaman'ilay zaza ao ambohoka, mety hitarika
any amin'ny fahasamponan'ny zaza izany ary anisan'izany fahasamponana izany ny homosexualite.
Fantaro koa anefa fa izay saintsainin'ny reny dia miraikitra ho programme na application basique na par
defaut ao antsain'ilay zaza ao ambohoka mandritra ny fiforonan'ny sainy ka hatramin'ny iterahany. Raha toa
ka miaina ao amin'ny tontolo izay mankatoa na manindrahindra homosexualite ny reny iray dia risika be ho
amin'ny homosexualite izany raha tsy hoe miezaka mafy ny manao dressage any amin'ny fitaizana. Fantaro
fa ny zaza ao ambohoka dia intelligent lavitra isika ary tena sensible amin'ny vibration negatif sy na positif.
Raha misy orientation sexuel nahazo an'ilay reny na koa mi-influencer an'ilay reny dia miantraika any
amin'ilay zaza izany.
Mandritra ny vohoka izany dia mila kolokoloana tsara sy mila fanarahamaso be ary fitandremana be izy io
mba hahazahoana zaza vanona sy zaza tomombana feno.
3-Inona no antony mahatonga ny mpifehy an'izao tontolo izao hampiroborobo ny
homosexualite sy hanao promotion an'izany ?
Araka ny hevitr'ireo Advantista izay voalazan'i Ellen White dia ambara fa ny Devoly dia anjely, Anjely no
natioran'ireo Devoly, Raha anjely ary ny natioran'ireo Devoly dia fantaro fa tsy misy sexe mihintsy ny Devoly,
izany hoe sady tsy lahy izy no tsy vavy, Entite hafa mihintsy ny Anjely sy ny devoly ka raha tsy manana sexe
izireo dia tsy mba afaka hanana ny atao hoe plaisir sexuel mihintsy ary tsy afaka ny hanana taranaka
mihintsy ihany koa. Diso mihintsy izany ilay fomba fiteny hoe "Zanak'anjely" satria ny Anjely dia tsy miteraka
na tsy manana fitohizan'aina. Na dia mahery vaika noho ny olombelona aza ny anjely dia tena ialonan'i
Satana mafy dia mafy ny fananan-tsika olombelona taranaka, mba te hiaina sambatra miaraka amin'ny
zanany sy izay tiany manko izy, mba te hanana ankohonana koa izy. Noho izany ny Devoly dia manao
exploitation ny energy na ny vibration-ny olombelona mba hahavelona sy hampahery ary ary manapotika ny
taranak'olombelona mba hahamora ny fibaikona ny olombelona sy ho firaha-mikomy amin'ny zanahary ary
hanapotika ny fomba fanan'olombelona zanaka na taranaka, Ny vokatr'io farany io dia mamorona
ideeologie na filosophie ary invansion marobe izay natao hanapotika ny olombelona ny devoly ary
anisan'izany ny homosexulite, ireo anefa dia saika mifandray amin'ny fahasahiranan'ny olombelona sy ny
filaan'olombelona amin'ny andavanandrony ihany. Vokany dia baikony ireo mpiasany (ireo mpiasan'ny
satana ) mba hamorona na hametraka probleme ary mametraka zavatra heverina ho toy ny solution
manoloana ny fahasarotana mba havadika marketing, samy mahazo izay ilainy ny roa tonta avy eo satria izay
ilay fiaraha-miasa misy eo amin'ny Devoly sy ny Mpiasany izay mifehy an'izao tontolo izao. haka ohatra ary
isika :
*ohatra 1 : Tena sarotra ny fiainana ka mila ahena ny isan'ny ateraka noho izany dia noforonina ny
methode contraseptive toy ny Vasectomie (fanapahana na famatorana ny lalan'ny tsiron'aina ) na ny
famosirana izay fanesorana ny kiboa ny ny voan-dataka roalahy iny mba tsy hampiteraka. Manao lugature
kosa ny vehivavy izao fomba famatorana ny trompe de falompe mba tsy hampiteraka, misy kosa ny
manaisotra ny ovaire. Ireo rehetra ireo anefa dia tsy mampiteraka intsony sady mitaky fandidiana, Rehefa
milaza fandindiana moa isika dia resaka volabe izay ny ao ambadik'izay. Tsy miteraka ny olona satria izay no
fanirian'ny Devoly kanefa mahazo volabe ireo mpandraharaha manodidina an'izany.
*ohatra 2 : Tena sarotra ny fiainana ka mila arindra ny fiterahana, Ny vokany dia lasa misy ny fomba
fandrindrampiterahana isan-karazany, Ny ankamaroan'ny amin'ireny anefa dia maha momba na maha saroteraka, Hita amin'izany anefa fa toa miroborobo be ny fanaovana an'izany aty amintsika satria mahazo vola
ireo mpandraharaha manodidina an'izany no sady tojo amin'ny tanjona ny mba hahavitsy na tsy
hiterahan'ny olombelona intsony ny Devoly amin'izany.
**ohatra 3 : Mila aseho amin'ny tanora fa tena tsara sy lamaody ny manao PEDE na Lesbiena, zavatra Buzz
io ka lasa velona be ireo societe ana-MassMedia sy ny Social Media ary ireo Boutique sy ireo organisateur
d'evenement hafa. Lasa mampanambola be izany ilay izy satria tena misy volabe manko ireo communauteny LGBTQIA+ manerantany, ary koa ireo mpivarontena PEDE dia tena lafo noho ny mpivarotena tsotra na
ireo vehivavy mpivarotena etsy Tsaralalana sy Andravoangy. Vokany lasa manambola ireo entrepreure
manodidina an'izany activite izany ary mifanambady ny samy mitovy sexe ka inona moa ny taranaka hipoitra
amin'izany ? Eo ihany koa ny PEDE sasany izay nahazo aretina toy ny SIDA sy ny Cancer-ny lavabody izay
natao hitangosana vola ka dia Tanteraka eto ny fanirian'ny Devoly momba ny mba tsy hiterahan'ny
olombelona izay noho ny fialonany antsika. Mbola maro ireo ohatra tokony haseho eto fa kosa ho
tohizantsika amin'ny lohahevitra manaraka izany.
4-Inona no hitranga amin'ny ho avy ?
Tena miroborobo sy mirongatra izay tsy izy ny hamaroan'ireo olona izay misora-tena ho isan'ny LGBTQIA+
ankehitriny ary efa lasa Omni-present tokoa izy io na aiza na aiza no aleha raha mbola ato amin'ny Internet.
Raha mitohy izao firongatry ny LGBTQIA+ izao dia ho tsy maintsy ho isan'ny Taranja na matiere manokana
any ampianarana any amin'ny College sy Lycee ny Education sexuel izay misy ny manupilation sy orientation
sexuel manakany amin'ny fironana homosexuel ary mety ho ny fanjakana mihintsy no hanaiky an'izany
satria dia zary lalaana velona any amin'ny firenena mandroso toa an'i France ny fanenjehana an'izay
mandrabiraby na manilika an'ireo olona homosexuel ireo. Madagasikara dia tsy maintsy hanaiky ny lalaana
momba ny fisoratam-panambadian'ny homosexualite sy ny olona amin'ny biby.
Hitombo izay tsy izy anefa ny Isan'ny olona voan'ny SIDA ny fara-paran'ny taona 2027 ary ho betsaka ny
isan'ny zaza very ny amin'ny 2025, izany hoe hirongatra ny PEDOPHILIE.
Ny Manodidina ny 2032 dia tsy haharaka intsony ny ankany fitaizana zaza kamboty satria hisy maka foana
ireo zaza ireo.
Any amin'ny 2037 dia angamba mety hisy fiangonana sasany izay tena ho enjehina mafy ka hakatona satria
tsy manaiky ny fampiharana ny mariazy LGBTQIA+ ao ampiangonana ireo fiangonana ireo. Hailikilika sy
hatao fanalana na fikizakizahana kosa ireo mpivavaka ao amin'ireo antokom-pinoana ireo.
Amin'ny 2050 dia ho betsaka be ireo olona izay tsy manana dada fa saingy manana mama roa na tsy
manana mama fa manana dada roa ary mety ho zary lamaody na icone eo amin'ny fiarahamonina mihintsy
izany ka ho heverina ho tsy mampaninona intsony.
Ny manodidina ny 2070 dia hiroborobo be tokoa ny zaza Android sy ny zaza OGM, izany hoe ny zaza OGM
moa izany dia zaza Genetiquement modifier, izany hoe zaza tsy nandalo vohoka fa zaza namboarina in vitro
izay havarotra amin'ireo mpivady homosexuel (Satria moa ireo homosexuel rehefa te hitaiza dia na
mananganjaza na mividy) ka dia hisy izany ny tsenan'ny zazakely.
Ny manodidina ny taona 2080 na koa mialoha an'izay dia hirongatra be ny fanamboarana zazakely izay OGM
izay hatao andevo na miaramila izay hampiasain'ny tafika, zaza tsy misy consience fa ho mora baikona izany
hoe robot organique, hiara-mandeha amin'izany kosa anefa ny projet robotique izay hampiasain'ny tafika.
5-Inona no hatao mba hialana amin'io fomba ratsy sy hafahafa io?
A1 - IMAGINATION
Tena tsy mora ny miala amin'ny homosexualite indrindra raha ilay avy amin'ny facteur genetique na ilay
naturel izay avy any ambohoka. Mila mahari-pery ary mila manana faharetana lalina, tsy vitan'ny Kamo sady
tsy ho hain'ny maimaika.
Na tamin'ny facteur genetique na ilay tamin'ilay facteur environnementaux (ilay par influence) dia ny hany
zavatra itambarany dia ny fahazarana, satria efa zatra azy io ianao nadritra ny fotoana maro, ka ny miady
amin'ny fahazarana moa dia tena miady amin'ny natiora mihintsy. Mila misy zavatra mila hainao anefa
mialoha an'izany rehetra izany,
Matetika manko ny resaka homosexualite izay mahazo ny olona dia mifandray amin'ny resaka psychologie sy
ny resaka subconscience ka io subconscience io no ho resahan-tsika.
Matetika ny toetra sy ny natiora ary ny reflexe iray dia mifandraika amin'ny subconscience ary io subconscience io dia mampihodina ny natioranao iray na dia tsy tsapanao intsony aza, anisan'izany anefa ny
homosexualite, Talohan'ny naha active azy io raha nanana bug hormonale tany ambohoka ianao na koa raha
toa ka azonao tamin'ny alalan'ny influence ilay homosexualite dia tsy ho nirongatra ho azy tao anatinao io
zavatra io fa ianao no nampanao connexion an'ilay firaihana homosexualite tamin'ny subconsience-nao,
Mipetraka ary ny fanontaniana manao hoe inona ary ny methode nataonao nahafahanao nanao Connexion
an'ilay homosexualite tamin'ny subconscience-nao ?
Tamin'ny alalan'ny famerimberenana izany, fantraro fa raha te hi-connecter amin'ny subconscience dia ny
famerimberenana no ahafahana manao an'izany connexion amin'ny subconsience. izay zavatra na fihetsika
averimberinao im-betsaka matetika manko dia enregistrer ao anaty subconsience. Ny Niandohany dia ny
Famerimberenanao an'ireo imagination-nao momba ny homosexualite izay tianao hatao, ohatra hoe ny
imagination-nao izay eo ampihinanana an'ilay Bandy Akamanao, na ny imagination-nao izay eo
ampanorohana an'ilay olona izay mitovy sexe aminao. Izany sary na imagination izany dia azonao fehezina
sy tazomina na sakanana raha tany amboalohany, fa saingy ianao no tsy nahay nisakana azy fa namela izany
hanjaka ao antsainao sy ao amponao ao ka dia nitarika anao hampihatra sisa.
Manomboka androany dia ny Mifanohitra amin'izany no atao raha te ho afaha ianao, aza manao
imagination izay ahitana endrika sy sary LGBTQIA+ intsony, Manaova imagination momba an'ireo izay
mifanohitra sexe aminao, raha vehivavy ianao dia mieritrereta manoroka amin'ny lehilahy fa tsy vehivavy,
ary raha lehilahy ianao dia manaova imagination izay manoroka vehivavy na manao firaisana amin'ny
vehivavy. Ho sarotra aminao sady hamparikoriko anao izany kanefa raha te ho afaka ianao dia tsy maintsy
hataonao izany, Tsarovy fa vitanao izany imagination tsotra izany.
A2 - Manao firaisana ara-nofo
Manaova firaisana ara-nofo amin'ny olona tsy mitovy Sexe aminao, raha lehilahy PEDE ianao dia aza manao
firaisana ara-nofo amin'ny olona PEDE toa anao intsony fa mila manantona vehivavy ianao, Raha LESBIENA
kosa ianao dia manaova firaisana ara-nofo amin'ny LEHILAHY.
Aza hadino fa mila averimberinao im-betsaka sy matetika io satria dia efa fantatrao fa mila connecter-nao ao
amin'ny subconscience-nao io fahatsapanao sy fankafizanao firaisana aranofo amin'ny tsy mitovy sexe
aminao io. Inona anefa ny tokony hatao raha tsy marisika na tsy excite na koa tsy mahavelona rehefa
manomana an'izany dingan'ny firaisana ara-nofo izany ?
A3 - la méditation et la pleine conscience
Angamba mety hanampy anao amin'izany ireo club-na YOGA maro dia maro eto amin-tsika sy ireo Club-na
ART MARTIAUX isankarazany izay mampianatra meditation izay en Haute degre toy ny KUNG FU WISA, JET
KUN DO, TAI SHU, KARATE SHOTO KHAN sy izay hitanao fa mampianatra an'izany. Marihiko anefa fa na dia
eo aza ireo Meditation izay ampianarin'ireo club-ny Art Martiaux sy ny club-ny Yoga izay hitanao dia tsara
kokoa raha ampianao amin'ny meditation-nao manokana any antrano, izany dia hahatonga anao hahafehy
ny Stress manoloana ny fangetahetanao an'ilay firaisana ara-nofo na fihetsika LGBT izay tianao hatao izay
sakananao sy ialanao anefa.
A4-Fadio ny KISOA, ny Bitro, Saka ary ny Alika
Fantaro fa izay manan-kasina dia manampady, efa nanao izay fady manko ianao ka mila averina izany hasina
maha olona anao izany, tsy ho vitanao na koa ho sarotra aminao anefa io raha toa ka mijanona ho simba
hatrany ny glande pineal-nao, Ny fihinanana kisoa anefa dia anisan'ny manimba ny glande pineal-nao ary
koa moa efa simba rahateo izany noho ny nanaovana an'ilay homosexualite teo aloha, Ny hany hamerenana
an'izany dia ny fampiharana an'ilay meditation izay voalaza teo aloha sy mifady ny Kisoa, Bitro, saka, Alika
satria tena ilaina be ny Glande Pineal mba hahafahana mifehy ny sitrapo sy hahafahana mifandray amin'ny
tontolo ara-panahinao indrindra indrindra. Ankoatr'izay koa dia mampirongatra ny filanao hanao firaisana
ara-nofo ireo henan'ny biby ireo.
Aza hadino mihintsy koa anefa ny mifady an'ireo zava-mahadomelina rehetra izay ho tanisako eto satria dia
toy ny kisoa ihany izy ireto : ireo zava-pisotro misy alikaola, Toaka, Sigara, Paraky, Rongony, RORO, Cola, Katy,
Cafe (Raha azo atao)
A5 - Manaova Fanatanjahantena tsy tapaka
A6- Mila ampy torimaso ianao :
Tsarovy fa raha lehilahy ianao dia fantaro fa anisan'ny mampihena ny puissace Masculine-nao ny tsy
fahampian'ny torimaso, ho lasa gejain'ny Stress sy Depression koa ianao mandritra ny fifehezan-tenanao
izay hialanao amin'ny homosexualite raha toa ka tsy ampy torimaso tokoa ianao ka dia tsy ho afaka mihintsy
ianao, Mila ampy torimaso tsara ary.
Fantaro koa fa mihena ny puissace masculine-nao raha tsy ampy torimaso ianao.
A7- IALAO ny Masturbation na koa hoe AZA MIMASTA.
A8- Manantona Psychologue
Mba hahafahanao mahazo torohevitra tsara sy feno kokoa ho fanampiny dia mila manantona azireny ianao
ary koa mba hijerena sy hanarahana manokana ny fahasalaman'ny saina. Marihiko anefa fa misy Dokotera
Psychologue izay mety hilaza aminao fa tsy mampaninona ny hijanonanao ho homosexuel, mety hisy sasany
amin'izy ireny hilaza fa normale hono ny homosexualite ka mety hahatonga anao tsy hahatratra ny tanjonao
izany ka aza henoina izay teniny izay raha milaza an'izany izy.
A9- Mitadiava Zavatra azo atao foana
Ny tena marina manko rehefa tsisy atao ianao dia matetika dia lasa mandresy isika indraindray ary dia eo no
miditra ny fakampanahy sy ny imagination hafahafa, rehefa manao zavatra atao na asaina foana ianao dia
ho mora aminao ny hanadino ny fironandratsy rehetra satria mifantoka kokoa amin'ny zavatra mahasoa
kokoa ny tenananao.
A10- Mianara zava-baovao foana
Manaova etudes an'izay zavatra tianao ho hay na tianao hianarana, ireo rehetra ireo dia manampy anao
hahatratra ny tanjonao eo amin'ny fiainana, rehefa miasa saina amin'ny asa sy fianarana ary ny tanjonao
foana ianao dia tsy hisy na ho kely ny fotoana izay hieritreretanao ny homosexualite. Aza mandreratena be
anefa. Ary aoka ho be ny fialambolinao.
A11- Aza dia be resaka loatra amin'ny hafa momba ny tanjonao io
Fantaro manko fa matetika dia ho tsy maintsy ho maro ireo tsy ho faly manoloana ny fialanao amin'io
homosexualite io, eo ihany koa ny olona izay hananihany anao, Rehefa tena afaka tanteraka ianao dia ho
hain'ny rehetra ihany fa tena afaka ianao ka tsy ilaina ihany koa ny milaza amin'izany fa ny fiovanao no tena
fahombiazana izay ho vavolombelona amin'izireo fa mpandresy ianao.
A12 - Mila manao fifadiankanina
Raha mpivavaka Kristianina ny fivavahana arahinao dia tsara kokoa ianao no manao fiadiankanina arahina
vavaka, mazotoa mivavaka matetika amin'ny zanahary mba hahafahanao mandresy ny homosexualite,
Raha tsy mpivavaka kosa ianao dia aza manahy fa manaova fifadiankanina metika ihany koa, mandritr'izany
fifadiankanina izany dia averimbereno ao ny imagination izay efa noresahintsika matetika teny aloha ary
averimbereno ao antsainao mandrit'izany ihany koa fanirianao ho afaka izay mandidy ny tenanao. Ho mora
tafiditra kokoa ao anatin'ny sub-conscience-nao izy amin'izany.
A13 - Mila mahazaka tena irery ary mila tena Stricte amin'ny fahadiovana
A14 - Aza mandeha irery
Aza hadino fa raha toa ka miady irery ianao dia ho hitanao fa tsy hahomby ianao, Ny tanjonao dia ny hiala
amin'ny homosexualite, raha nanana Communaute an'ireo homosexuel na LGBT ianao teo aloha dia ialao
izany kanefa aoka ianao tsy handeha irery manomboka eo fa kosa tokony hiditra ao anatin'ny communauteny olona libre izay tsy misy influence LGBT mihintsy, ohatra hoe Miditra ho Chorale ao ampiangonana,
Manao Skoto, Miditra amin'ireny fikambanan'ny Mpianatra Informatika ireny.
Mitadiava olona tsy homosexuel izay afaka hanampy anao sy hanoro hevitra anao rehefa tojo
fahasahiranana ianao mandritra ny fifehezan-tena sy fitsaboana anao manoloana ny homosexualite izay
mahazo anao.
A15 - Halaviro ireo olona izay mety hitaona anao hanana fironana homosexuel
Tsy midika anefa izany hoe ankahalao ilay olona fa kosa andosiro sy sakano ny influence momba ny
homosexualite raha te ho afaka amin'io ianao ! Noho izany raha mbola ireo olona homosexuel ihany no
mbola ho namanao sy miray petsapetra aminao mandritra izany dia mba eritrereto ihany fa izay miaraka
amin'ny amboalambo anie ka dia ho tsy maintsy ho amboalambo ary izay namanao no hamaritana ny
toetranao.
A16- Poteho ireo zavatra mahatonga anao hirona any amin'ny Ratsy
Poteho, sakano, ovao, soloy, sorohy ireo zavatra izay mampahatsiaro anao momba ny homosexualite, Raha
misy toerana izay mitarika na mi-influencer anao ho amin'ny fironana homosexuel sy LGBT dia aza mankany
loatra intsony.
Doroy ireo Boky mahakasika azy io, fafao ireo film Porno isan-karazany ao anatin'ny smartphone-nao na ao
anaty ordinateur-nao ao.
Desabonne-o na Blockeo ireo Page facebook sy channel Youtube, ireo compte Twitter sy instagram izay
mamofompofona sy misy ifandraisany momba ny LGBT ary raha ao anaty groupe facebook momba ny
homosexuel ianao dia mila miala tao.
Dingana ho amin'ny fiainambaovao io ataonao io ka aoka ho esorina ny taloha ary aoka tsy hisy olona izay
hanakana anao ho amin'izany.
FAMARANANA
Safidy tsara ny nataonao manoloana ny eritreritrao izay te hiala amin'ny homosexualite, Fantaro fa mitaky
fanetrentena be, faharetana sy fahazakana lazon'ady izany satria miady amin'ny tenanao ianao amin'izay
fotoana izay.
Fantaro fa tsy izay ilan'ny vatana dia ho voatery homena azy satria ny natiora mifehy antsika dia misy lalaana
na fitsipika mifehy azy io.
Tany amboalohany dia fantatra fa nasaina nanao imagination isika, tsarovy fa tena zava-dehibe io
imagination io satria nitarika anao hanao action izany, Tsy afa-misarika amin'ny theoreme de loi d'atractions
anefa ny imagination, ka manoloana an'io imagination izay hatombokao androany io dia aza mba manao
imagination misy idees negatif izany intsony, hitaona anao tsy hahomby amin'izay ataonao manko izany.
Ny olona mahomby eto amin'ity fiainana ity dia olona mhafehy tena, na ho aiza ny sehatra hidiranao dia ny
fifehezan-tena no anisa'ny mampahoby eny na dia hiditra ao anatin'ny fandraharahana (Entreprenariat) sy
ny fianarana (Etudes) ary fivavahana (religion) aza ianao.
Ny torohevitra izay natoroko eto dia nanampy anao hanana tanjona eo amin'ny fiainana satria ny fanananao
tanjona mazava tsara eo amin'ny fiainana dia mahatonga anao ho lasa olona manana ny valeur-ny,
ohatr'izany fotsiny ny hoe mila manao zavatra foana, mianatra zavatra vaovao sns...
Raha mahavita miaina tanteraka an'ireo torohevitra izay voalaza tato tao anati'ny 40 andro ianao dia azo
lazaina fa tena nahomby ianao ary efa afaka. Kanefa io 40 andro io dia somary tena mafy ihany fa izay
fahamafisany izay no antony iezahanao satria ny ezaka dia mitady dingana atao. Fantaro fa izay zavatra
iainanao ao anatin'ny 21 andro dia ho automatique amin'ny vatanao izany.
Mirary soa anao hahomby manoloana ny fitsaboanao ny tenanao, mino aho fa ho mpandresy ianao,
Handresy ny tsy fahombiazana, handresy ny energie negative, ary indrindra handresy ny Homosexualite !
Vitanao io !
Momba ny Mpanoratra
Teraka tamin’ny 24 Septambra 2000 tao amin’ny commune rural Mahasoa distrika IHOSY i Tantely
ORION. Zanak’i Maitre KAKAY Hubert sy Christophine M. RAZAFINDRAIBE.
Mipetraka aty Antananarivo izy, mpianatra sady mpanofana momba ny Programmation na ny
Développement informatique no asany ary fanampin’izany ihany koa ny asany amin’ny maha
Developpeur JavaScript azy (JS : MERN) mazava ho azy fa mpanamboatra logiciel, site web,
application amin’ireny telephone ireny. Izy no mpamorona an’ilay application reseaux sociaux izay
antsoina hoe AKOR.
Mahaliana azy ny resaka fandrahoana sakafo sy ny fambolena, ny mihira sy ny manao kisarisary
hosodoko.
Download